| Entrée | mienjika (enjika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|