Entrée | miely (ely) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1] | |||||||||
To be scattered, to be diffused [1.7] | |||||||||
Se répandre, se propager [1.8] | |||||||||
Exemples | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |