| Entrée | midridridridry (dridridridry) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|