| Entrée |
midoroboka
(doroboka)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana [1.1]
|
| | Faire la roue, être touffu, se pavaner [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala
[2.587]
|
| 2 | Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony
[2.470]
|
| 3 | hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka
[2.529]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
midoroboka |
| Passé : |
nidoroboka |
| Futur : |
hidoroboka |
| Impératif : |
midoroboha |
|
|