| Entrée | midokadoka (dokadoka) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [1.1] | ||
| Pousser luxurieusement [1.3] | ||
| Exemples | nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.
[2.59] | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|