Entrée | midodododo (dodododo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] | |||||||||
To hurry to approach [1.7] | |||||||||
Se presser d'accourir [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |