Entrée | miboroaka (boroaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1] | |||||||
To come through on the other side; to spurt out [1.7] | |||||||
Transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2022/09/11 |
![]() |