| Entrée |
mibaby
(baby)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina [1.1]
|
| | To carry on the back [1.2, 1.7]
|
| | Porter sur le dos [1.3, 1.8]
|
| | Figuré: supporter, endurer [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Ary tonga Rasoa mibaby andRafely.
[2.59]
|
| 2 | Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos)
[1.3]
|
| 3 | Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina.
[2.324]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mibaby |
| Passé : |
nibaby |
| Futur : |
hibaby |
| Impératif : |
mibabe |
|
|