| Entrée |
miaritra
(aritra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
|
| | To endure [1.2, 1.7]
|
| | To sustain, to bear with, to bear. [1.2]
|
| | To suffer [1.7]
|
| | Supporter, endurer [1.8]
|
| Exemples | Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miaritra |
| Passé : |
niaritra |
| Futur : |
hiaritra |
| Impératif : |
miareta |
|
|