| Entrée | miantafika (tafika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1] | |||||||||
| To go to war [1.7] | |||||||||
| Aller en guerre [1.8] | |||||||||
| Exemples | Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2013/04/12 |
|