Entrée |
mianjaika
(anjaika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao fivoriam-be Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika [1.1]
|
Explications en anglais | Imp and rel not used. To assemble in grand apparel. [1.2]
|
Exemples |
1 | Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany.
[2.503]
|
2 | Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika.
[1.369]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mianjaika |
Passé : |
nianjaika |
Futur : |
hianjaika |
|
|