| Entrée | miangoango (angoango) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto? Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy [1.1] | |||||||||
| [Provincial] To be piled up in a heap [1.2] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2012/07/19 |
|