| Entrée |
miangavy
(angavy)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
|
| | To request, to entreat, to crave. [1.2]
|
| | To beg, to entreat [1.7]
|
| | Prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
|
| Exemples | Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo.
[2.5]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miangavy |
| Passé : |
niangavy |
| Futur : |
hiangavy |
| Impératif : |
miangavia |
|
|