|
|
|
|

Entrée mianakavy (anakavy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [1.1]
Explications en français Ceux qui composent la famille, la parenté [1.3]
 Toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [texte complet dans 1.5]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [2.4]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649]
Synonymes mpianakavy

Mis à jour le 2024/12/26