|
|
|
|

Entrée mialoha (loha)
Partie du discours verbe actif
 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
 To precede, to go before. [1.2]
 To go before, to precede; beforehand [1.7]
 Précéder; avant, à l'avance [1.8]
Exemples 
1Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
2Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470]
Morphologie 
Présent : mialoha
Passé : nialoha
Futur : hialoha
Impératif : mialohava

Mis à jour le 2022/09/11