| Entrée |
miaiky
(aiky)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
|
| | To confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
|
| | To give in, to confess [1.7]
|
| | Comme mieky
[1.3]
|
| | Se rendre, avouer, confesser [1.8]
|
| Exemples | vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny.
[2.313]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miaiky |
| Passé : |
niaiky |
| Futur : |
hiaiky |
| Impératif : |
miaike |
|
|