| Entrée |
miafitra
(afitra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mijanona tsy mandeha intsony:
Niafitra halina ny famantaranandroko Miato miala ianona, mianina:
Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana Mipetrapetraka, mialokaloka:
Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1]
|
| | To stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2]
|
| | S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miafitra |
| Passé : |
niafitra |
| Futur : |
hiafitra |
| Impératif : |
miafera |
|
|