| Entrée | miabo (abo) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miiba), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1] | ||
| être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens être fier, hautain [1.3] | ||
| Positif [1.13] | ||
| Exemples | Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona.
[1.384] | |
| Synonymes | miibo | |
| Antonymes | miiba | |
| Mis à jour le 2024/12/01 |
|