|
|
|
|

Entrée Melaky
Partie du discours nom propre (toponyme) [Liste complète]
 Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Vocabulaire 
Exemples Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [4.27]
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Illustrations 

Mis à jour le 2026/02/18