Entrée | mazava (zava) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Mitera-kazavana: Mazava ny afo Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Bright, light, clear; [1.7] | ||||||
Explications en français | Clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8] | ||||||
Net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/02/17 |
![]() |