| Entrée | matsaotsao (tsaotsao) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany [1.1] | ||
| En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides [1.196] | ||
| Synonymes | mitsaotsao | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|