Entrée |
masoivoho
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | maso,
ivoho |
Explications en malgache | Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga
[1.1]
|
| Misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13]
|
Explications en français | Un représentant, un agent [1.3]
|
| Les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415]
|
| Représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13]
|
Exemples |
1 | Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra.
[2.508]
|
2 | hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo;
[2.366]
|
|
Analogues |
andrianjahonoany |
|