| Entrée | masiso (siso) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy Jereo maimbo [1.1] | ||
| Fermented, rotten [1.7] | ||
| Fermenté, pourri [1.8] | ||
| Exemples | Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472] | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|