Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany.[2.4]
2
Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany.[1.210]