| Entrée | maonjana | |
| Partie du discours | adjectif | |
| (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1] | ||
| Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2017/08/11 |
|