| Entrée | maola (ola) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Tanala] Adaladala, tsy hendry, maditra [1.78] | ||
| Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1] | ||
| Frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic In the provinces, it means mad [1.2] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | maolamaola | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|