| Entrée |
manorisory
(sorisory (sory))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
|
| | To vex, to chagrin [1.7]
|
| | Vexer, agacer [1.8]
|
| Exemples | Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
[2.5]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manorisory |
| Passé : |
nanorisory |
| Futur : |
hanorisory |
| Impératif : |
manorisoria |
|
|