| Entrée |
manondrotra
(tondrotra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manatodika Manolaka (hadisoana) Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manondrotra |
| Passé : |
nanondrotra |
| Futur : |
hanondrotra |
| Impératif : |
manondrota |
|
|
| Entrée |
manondrotra
(sondrotra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1]
|
| Exemples | bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manondrotra |
| Passé : |
nanondrotra |
| Futur : |
hanondrotra |
| Impératif : |
manondrota |
|
|