| Entrée |
manolotra
(tolotra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1]
|
| | To run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manolotra |
| Passé : |
nanolotra |
| Futur : |
hanolotra |
| Impératif : |
manolora |
|
|
| Entrée |
manolotra
(tolotra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1]
|
|