| Entrée |
mankatò
(to)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1]
|
| | Accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra?
[2.4]
|
| 2 | Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mankatò |
| Passé : |
nankatò |
| Futur : |
hankatò |
| Impératif : |
mankatoava |
|
|
| Entrée |
mankato
(ato)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Aller à, conduire à [1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mankato |
| Passé : |
nankato |
| Futur : |
hankato |
|
|