Entrée |
manjoretra
(joretra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1]
|
Explications en anglais | To be silent, to be thoughtful,
to be melancholy [1.7]
|
Explications en français | être silencieux, morne,
mélancolique [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
manjoretra |
Passé : |
nanjoretra |
Futur : |
hanjoretra |
Impératif : |
manjoreta |
|
Synonymes | |
|