| Entrée | manjonitra (jonitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manjonitra Ikoto [1.1] | |||||||||
| être triste, avoir l’air pensif, mélancolique [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|