| Entrée | manjokaiky (jokaiky) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] | |||||||
| Exemples | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | mijokaiky | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|