| Entrée | manjò (zo) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [1.1] | |||||||
| To befall, to happen to someone [1.7] | |||||||
| Frapper (se dit d'un malheur) [1.8] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Citations | Textes citant ce mot | ||||||
| Entrée | manjo | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| [Tambahoaka] mikendry [1.78] | |||||||
| Mis à jour le 2023/09/19 |
|