| Entrée |
manivaka
(ivaka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
Manavatsava, mamakivaky [1.78]
|
| | Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1]
|
| | To cut across, to take a shortcut [1.7]
|
| | Prendre un raccourci, traverser [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manivaka |
| Passé : |
nanivaka |
| Futur : |
hanivaka |
| Impératif : |
manivaha |
|
| Synonymes | |
|