| Entrée |
manitsaka
(hitsaka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Bara]
Mihosy tanimbary [1.78]
|
| | Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
|
| | To trample on [1.7]
|
| | Fouler aux pieds [1.8]
|
| Exemples | Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila;
[2.69]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manitsaka |
| Passé : |
nanitsaka |
| Futur : |
hanitsaka |
| Impératif : |
manitsaha |
|
| Illustrations |
|
|
| Entrée |
manitsaka
(hitsaka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | To disdain [1.7]
|
| | Dédaigner [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manitsaka |
| Passé : |
nanitsaka |
| Futur : |
hanitsaka |
| Impératif : |
manitsaha |
|
|