| Entrée |
manitikitika
(kitikitika (kitika))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [1.1]
|
| | To tickle, to touch with the fingertips [1.7]
|
| | Chatouiller, toucher avec le bout des doigts [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manitikitika |
| Passé : |
nanitikitika |
| Futur : |
hanitikitika |
| Impératif : |
manitikitiha |
|
|