| Entrée |
manirikiry
(kirikiry)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manirikiry |
| Passé : |
nanirikiry |
| Futur : |
hanirikiry |
| Impératif : |
manirikiriza |
|
|
| Entrée |
manirikiry
(kirikiry)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manirikiry |
| Passé : |
nanirikiry |
| Futur : |
hanirikiry |
| Impératif : |
manirikiriza |
|
| Synonymes | |
|