| Entrée | mangozohozo (hozohozo) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Mivembena noho ny hahiazana Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1] | |||||||
| Exemples | Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
[2.470] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | mihozohozo | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|