| Entrée | mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka)) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | mangotsoka | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|