|
|
|
|

Entrée mangotraka (hotraka)
Partie du discours verbe actif
 Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
Mandevy
Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1]
 To boil, to be boiling hot. [Vocabulaire: ]
To be very animated [1.7]
 Bouillir, être en ébullition. [Vocabulaire: ]
être très animé [1.8]
Morphologie 
Présent : mangotraka
Passé : nangotraka
Futur : hangotraka

Mis à jour le 2023/01/20