Entrée | mangorintsina (horintsina) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [1.1] | |
Explications en français | Ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne [1.3] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |