| Entrée | mangobakobaka (hobakobaka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] | |||||||
| Exemples | Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
[2.470] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | mangobaka | ||||||
| Citations | Textes citant ce mot | ||||||
| Mis à jour le 2023/10/27 |
|