Entrée | mangirifiry (hirifiry) | |
Partie du discours | adjectif | |
Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1] | ||
Painful [1.2] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |