| Entrée | manganana (hanana) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1] | ||
| Mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13] | ||
| Douce-amère [1.13] | ||
| Synonymes | mangananganana | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|