| Entrée | manenona (tenona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [1.1] | |||||||||
| To weave [1.7] | |||||||||
| Tisser [1.8] | |||||||||
| Exemples | Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|