Entrée | manenjika (enjika) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1] | |||||||||
To pursue; to persecute [1.7] | |||||||||
Poursuivre; persécuter [1.8] | |||||||||
Exemples | Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana,
[2.576] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |