Entrée | mandriaka (riaka) | |
Partie du discours | adjectif | |
Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [1.1] | ||
To flow as a torrent, to flow in abundance [1.7] | ||
Couler par torrents, couler en abondance [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |