|
|
|
|

Entrée mandrafitra (rafitra)
Partie du discours verbe actif
 Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy
Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy
Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany
Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1]
 To do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2]
 To construct; to do carpenter work [1.7]
 Construire, ajuster le bois [1.8]
Exemples Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384]
Morphologie 
Présent : mandrafitra
Passé : nandrafitra
Futur : handrafitra
Impératif : mandrafèta

Mis à jour le 2023/01/20