| Entrée |
mandoko
(loko)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
|
| | To paint, to color; to glue [1.7]
|
| | Peindre, colorer; coller [1.8]
|
| Exemples | Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra.
[2.314]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandoko |
| Passé : |
nandoko |
| Futur : |
handoko |
| Impératif : |
mandokoa |
|
|